Antsahatanteraka Tsiroanomandidy : Mpivarotra mpitety tsena, maty voatifitry ny (...)

13 avril 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Fiara « 504 bachée » iray no notafihan’ny dahalo ny alakamisy lasa teo, tao Antsahatanteraka, any amin’iny distrikan’i Tsiroanomandidy iny. Vokany, maty voatifitra ny mpamily, mpivarotra fantatry ny rehetra amin’ny anarana hoe « Ralanto ». Nivadika vokatr’izay kosa ny fiara nentina ary naharatrana olona (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Anosimasina : Un homme, grièvement blessé au visage, par des jets de pierres
13/05/2024
Ambohimalaza : Course poursuite avec des dahalo
13/05/2024
Pôlisy misahana ny sisin-tany Ivato : Tsy misy famidram-po ho an’ireo izay mihoa-pefy, hoy ny Ministra
13/05/2024
Mandritsara : Mpaka an-keriny voatifitry ny pôlisy
13/05/2024
Ambatofotsy – Maevatanàna : Nanafatra an-taratasy ny dahalo roapolo lahy, fa hanafika
13/05/2024
Football : La tension monte entre le Fosa Juniors et l’AS Fanalamanga
13/05/2024