Antsahatanteraka Tsiroanomandidy : Mpivarotra mpitety tsena, maty voatifitry ny (...)

13 avril 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Fiara « 504 bachée » iray no notafihan’ny dahalo ny alakamisy lasa teo, tao Antsahatanteraka, any amin’iny distrikan’i Tsiroanomandidy iny. Vokany, maty voatifitra ny mpamily, mpivarotra fantatry ny rehetra amin’ny anarana hoe « Ralanto ». Nivadika vokatr’izay kosa ny fiara nentina ary naharatrana olona (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Région Analanjirofo : Soanierana Ivongo obtient le statut de Commune Urbaine
20/04/2024
Amboditsiry : Manifestation contre la pénurie incessante d’eau
20/04/2024
Nécrologie du 20 avril 2024
20/04/2024
Andry Rajoelina : Inauguration de la prison « manara-penitra » de Fénérive-Est
20/04/2024