Morafenobe : Fiaran’ny ONG voatafika

5 juillet 2025 | Rédaction Midi Madagasikara
Niala tao Maintirano ity fiara ity ary handeha hihazo an’i Tsiroanomandidy. Voalazan’ny fampitam-baovaon’ny pôlisy anefa fa voatafika teo amin’ny toerana antsoina hoe Analavory, kaominina Beravina, distrikan’i Morafenobe izy ireo ny marain’ny alakamisy teo. Andian-dahalo maromaro no nanakana ny (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Présidence de la SADC : 400 rencontres accueillies en un an par Madagascar
12/08/2025
Anosizato Atsinanana : Jiolahy voasambotra teo am-pikasana hanafika
12/08/2025
Toamasina : Quatre bandits notoires abattus lors d’une opération policière
12/08/2025
Rn1 : Deux blessés dans deux accidents différents
12/08/2025
VAKINANKARATRA : Hiditra amin’ny andiany faha 4 ny tsenaben’ny « foie gras » ao Behenjy
12/08/2025
ANTSIRABE II : Kaominina roa nametahana birao solotenan’ny fananantany iraisana
12/08/2025