Manandona Antsirabe : Pretra terantany vahiny iray namoy ny ainy

24 mai 2025 | Rédaction Midi Madagasikara
Namono olona indray ny lalam-pirenena fahafito. Ny alarobia hariva, tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany tany ho any, nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo amin’ny PK191+50, teo amin’ny toerana antsoina hoe Fihana, fokontany Ambohimirary, kaominina Manandona, distrikan’Antsirabe II. (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Le parcours historique du PSG : comment l’équipe a remporté la Ligue des champions pour la première fois
9/06/2025
Dissension entre institutions : Le PM dément avoir fait une déclaration
7/06/2025
Nécrologie du 7 juin 2025
7/06/2025
MIDIRAMA : Un mois de juin qui commence dans l’effervescence
7/06/2025
Divorce consommé entre Musk et Trump
7/06/2025
RN4 : Nahazo fampitandremana ny mpiasan’ny fikambanana iraisam-pirenena
7/06/2025