Ambohitsoa : Manjavona tsikelikely ny jiro nomen’ny sinoa

28 avril 2025 | Rédaction Midi Madagasikara
Jiro tsara tarehy sady tsy mila herinaratra satria mandeha amin’ny herin’ny masoandro. Manazava ny làlana tokony ho roa kilaometatra izay avy eo Ambohitsoa ka mizotra any Ivanja. Misy andrin-jiro efa mifanaraka amin’izany ary tena sady nanatsara ny tanàna no nanazava ilay fotodrafitrasa. Nanaovana (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Bekorobo Maevatanàna : Lavo ireo mpanafika mpitrandraka volamena
30/05/2025
Bekorobo Maevatanàna : Lavo ireo mpanafika mpitrandraka volamena
30/05/2025
Kaominin’i Toamasina renivohitra : Hiara-miasa amin’ny Bianco amin’ny ady amin’ny kolikoly…
30/05/2025
CRINFP – Mahajanga : Paul Rabary appelle à la transparence
28/05/2025
Nécrologie du 28 mai 2025
28/05/2025
Andry Rajoelina à Dubaï : appel à investir à Madagascar
28/05/2025