« Camp docker » Toamasina : Nitrangana vono olona roa alina

15 juin 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Hatairana ny an’ireo olona manodidina sy ny zanany lahy izay zandary eto Toamasina, nahita ny fatin’ity rangahy efa 80 taona eo ho eo sy ny mpanampy azy tao an-trano fipetrahany ao amin’ny “camp docker” Toamasina. Raha ny angom-baovao voaray dia omaly alina tokony tany amin’ny 9ora na 10ora alina (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Badminton – La Réunion : 5 badistes engagés dans deux tournois
25/06/2024
Nécrologie du 25 juin 2024
25/06/2024
Festival Fandriaka – Première édition : Ambatoriha-Est sera une discothèque à ciel ouvert
25/06/2024
Coopération : Albacora tisse et renforce davantage le lien avec la Secren
25/06/2024
Journée internationale de la drépanocytose : Dr Ravoavy incite les malades à suivre des traitements
25/06/2024
Tsy filaminana eto Toamasina : Mahazo vahana ny valifaty sy ny vaky trano
25/06/2024