Antsirabe : Trano maromaro narodana, ampolony tsy manan-kialofana tampoka

27 avril 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Ranomaso, hiakiaka izay sisa no azon’ireo fokonolona natao nanolona ny fandravana ny tranon’izy ireo tao amin’ny fokontany Antsenakely Antsirabe. Ny Alakamisy faha-25 Aprily vao maraina dia efa nihatrany teny an-toerana ny vadintany narahan’ny mpitandro filaminana nanantateraka ny didim-pitsarana. (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Nécrologie du 17 mai 2024
17/05/2024
Douane aéroport d’Ivato : Mise en place d’un nouveau dispositif anticorruption
17/05/2024
Facebook : Mpisintona lakolosy fanairana karohina
17/05/2024
Mananara Anjozorobe : Mpifankatia nifamono, nifanatsatoka antsy, maty ny iray
17/05/2024
Sambava : Un ressortissant étranger meurt noyé
17/05/2024
Basket 3X3 – Qualifications olympiques : Double défaite des Ankoay
17/05/2024