Antsohihy : Tovolahy voalaza ho mpangalatra matin’ny fokonolona

17 avril 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Nandratra ny iray tamin’ireo andrimasom-pokonolona, tonga hisambotra azy ity tovolahy ity ary nanararaotra nitsoaka. Raikitra anefa ny fanenjehana azy. Nandeha ny tora-bato isan-karazany. Tsy ela dia lavo ny tovolahy. Naratra mafy vokatr’izay ary namoy ny ainy. 29 taona izy ary monina amina (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Propriété intellectuelle : Valoriser l’innovation et la créativité sur fond de développement durable
26/04/2024
FFKM : Réunion des Chefs d’Église au début du mois de mai
26/04/2024
Basket-ball Tour 2024 : Les Spartans Women’s du Canada seront dans nos murs
26/04/2024
Mes « sauts » d’humeur : Le saviez-vous ?
25/04/2024