Asa fanompoam-pirenena : Maimaimpoana ny fidirana ho « zazavao »

13 avril 2024 | Rédaction Midi Madagasikara
Nankatoavina tao amin’ny filan-kevitry ny minisitra izay natao tamin’ny 20 martsa lasa teo ny fandraisana ireo « zazavao » hanao ny asa fanompoam-pirenena miaramila eo anivon’ny foloalindahy amin’ity taona ity. Efa misokatra araka izany ny fandraisana ny fangatahana sy ny antontan-tarasasin’ireo izay (...)
 Site référencé:  Midi Madagasikara

Midi Madagasikara 

Antanety Ankadikely : Vehivavy 22 taona hita faty
11/05/2024
Mahajanga : Nosamborina fa namboly rongony an-trano
11/05/2024
Bemokotrà-Maevatanàna : Lehilahy efatra nanolona vehivavy roa
11/05/2024
Fanatsarana ny fifidianana solombavambahoaka : Nanafatra ireo kandida teto Toamasina ny ADOPT
11/05/2024
COSAFA Awards 2023 : Tsiaro Randriambololoma, arbitre le plus prometteur
11/05/2024
Unathi Organic Cosmetics : formulations et ingrédients rares de Madagascar, l’excellence de la cosmétique
10/05/2024