Sprinter nifandona tamin’ny kamiaobe… : valo namoy ny ainy, zandary ny iray, 12 naratra (...)

8 janvier 2022 | Taratra
Ankoatra ny zandary iray avy namita iraka, mpandeha 7 no namoy ny ainy, 12 kosa naratra mafy. Ireo no vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga tao Ankarimaso, Ifanadina (RN 25), omaly maraina. Fifandonan’ny taksiborosy Sprinter sy kamiaobe iray no niteraka ity loza nahatsiravina ity. Araka ny (...)
 Site référencé:  NewsMada

NewsMada 

Takaitran’ny ora-mikija sy ny tondradrano … : hipoka ireo toerana sy ny trano lay, tafakatra 12.000 ireo traboina
20/01/2022
Dégâts liés aux intempéries : Une aide d’urgence pour les 12.130 sinistrés
20/01/2022
Fiakaran’ny rano, fihotsahan’ny tany sy trano : mMiisa 10 ireo maty, 400 ireo traboina eto Antananarivo
19/01/2022
Antananarivo : les pluies diluviennes ont fait 10 morts
19/01/2022
Nalaky tonga ny polisy, raha tsy izany… : “Efa saika nodoran’ny olona velona ilay vazaha”
18/01/2022
Affaire des 49 kg d’or : la piste terroriste “envisagée”
18/01/2022